Teny iditra | folaka andro | |
Singan-teny | folaka ; andro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Amin' ilay fotoana ahitana ny masoandro mandrorona midina miankandrefana, eo anelanelan' ny amin' ny 3 sy amin' ny 4 ora hariva [1.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |